Ianao no heriko
Bessa
Ianao no heriko
Mifaly aminao ny foko Andriamanitra ô
Fa miposaka ao ny taratry ny lanitra
ref
Tononkalo vao no indro izao ateriko
Tompo ô ianao no tanjako sy heriko
Manazava ahy ny endrikao somamby
ravo ny fanahy fa voatambitamy
ref:….
Ny androko malia maratra raha atambatra
Toloranao fitia ka tony sady sambatra
(Hirain’ny RFF Amparibe)