IANAO ILAY ZAZAVAVY

DAFAH

IANAO ILAY ZAZAVAVY


Ianao ilay zazavavy tsara fanahy
no nanavotra ahy tsy nanana ahiahy
nomenao ihany ko ilay fitiavanao aho
misaotra indrindra ahky
malala รด !


refrain: Ianao dia ampy ho ahy
tsy hampirafy anao aho
f’aza manana ahiahy


olon-tiako
tena tiako ianao
ts’isy n’iza n’iza andrombak’izany
aza matahotra ianao
fa ianao ihany


·