Ianao ihany
Troupah
Ianao ihany
Ref : Ianao ihany no ato am-poko, ianao ihany ka matokia
Manantena aho fa toy izany ny anjara toerako any
Ny elanelan-tany mahatonga ny tomany
Raha toa ka toy izany ho ventesinao hatrany
Reko fa
Ref ….
Marobe ny devoly manodina ny saina,
Asa nefa tsy haiko ny rehetra manorisory
Ataoko fa
Teninao ihany ny hoe mandrakizay
Ataoko ahoana indray no tsy hahatoky anao
Hilaza hoe :
Ref ….(x2)