IANAO IHANY

Milanto

IANAO IHANY


Sanatria ny handao Anao raha sendra hakiviana na tojo fijaliana, ny fiainako.
Tsy takatry ny saina raha ireo zava-bitanao tamiko.
babonao tanteraka ny fo.
Ka sahiko ny milaza hoe:


Dia ny ainao mihitsy, nahafoy teo Kalvary noho ilay fitia tsy manam-paharoa ho ahy.
tsy misy toy ny Anao raha mbola fitiavana.
mmmm…
Ianao ihany no eo foana ho ahy.
ka sahiko ny milaza hoe:


Ref:
Fa na dia lavo aza aho, mbola hiarina ihany
na dia mitoetra anatin’ny aizina aho,
dia Ianao no fahazavana ho ahy.
Matoky aho fa tsy irery.


·