Ialahy letsy
Raindimby sy Voahangy
Ialahy letsy
Ny fitia izay nekena
Aoka tsy hosehosena
N’inona antony
N’inona antony
Noheverin’ny sainao
Fa ambony
Tsa misy olo tia harary
Teraka nataon’ny Nahary
Fa ny mifanaja é
Ny mifanaja é
No hanananao ny tena lapasoa
Ny fitia izay nekena
Aoka tsy hosehosena
N’inona antony
N’inona antony
Noheverin’ny sainao
Fa ambony
Tsa misy olo tia harary
Teraka nataon’ny Nahary
Fa ny mifanaja
Ny mifanaja é
No hanananao ny tena lapasoa
Ialahy letsy
Ialahy letsy
Ialahy ilay tena tiako io
Tandremon’ialahy
Fa tiako ialahy
Amin’ny fitiavana
Madio
Ialahy letsy
Ialahy letsy
Ialahy ilay nitsiky amiko io
Ny tarehy ratsy
No tsy azo hovana
Ny toetra ratsy
Azo ialàna (X2)
Tonga voatery ny an-tambo
Handao ny tokantrano
Izao no tsarovy
Izao no tsarovy
Mandritran’ny fiainanao
Any
Ny hazo voavoliko omaly
Tokony hamoa ny ampitso
Voatapaka indray ré
Voatapaka indray ré
Ka tena tsy hamoa
Mandrakizay
Tonga voatery ny an-tambo….
Ialahy letsy….