iaho no mofo velo

Chorale Taratr'i Maria

iaho no mofo velo


Iaho gno tena Mofo velona
Nijotso bôky an-dagnitsy
Jay mihina gny Nofoko
No hanà gny fiegna mandrakizay


Tena fihina gny Nofoko
Ary fino gny Lioko
Jay mandray ajy da ho velo
Iaho hananga ajy amy fara andro


Iaho gno lalà sy fahamarina
Ary koa fiegna
La ho te ho sambatsy e! Aoka hagnato Ahy


2- Jay mihina gny Nofoko
Sy mino gny Lioko
Iaho ho agnaminy
Iy koa ho agnamiko


Tsy manahaky gny Manà
Jay mihina ajy mbô maty
Gny Mofo meko anareo
Mahavelo mandrakizay


Iaho gno lalà sy fahamarina
Ary koa fiegna
La ho te ho sambatsy e! Aoka hagnato Ahy


·