Iae
Valolahy
Iae
Iae lala ô, iae lala ô
Tahaky ny inona moa ny eto an-tany raha tsy eo ianao
Angamba lala, zary nofy ihany izany fahasambarana eto an-tany e!
Iae lala ô, iae lala ô
Tahaky ny inona moa ny eto an-tany raha tsy eo ianao
Angamba lala, zary nofy ihany izany fahasambarana eto an-tany e!
Misy milaza fa ny vola ihany no azo lazaina eto an-tany fa mahasambatra
Tsy ny vola ihany anefa hono fa ilaina ihany koa ny voninahitra e!
Ny antsika lala ô (x2), ny antsika kosa e, ny fitia eeeeee!