I KNOW WHO I AM

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

I KNOW WHO I AM


Taranaka voafidy isika
Haneho ny hatsarany
Natsangany ho fanjakana tsy azo ampihorohorona
Novidiny tamin’ny rany aho


Fantatro fa voavonjy aho
Ny hinoako dia izao
Efa mpandova aho
Satria zanany aho


Olom-baovao aho
Kristy manjaka ao
Manjaka ao am-poko ao
Satria zanany aho


Taranaka voafidy isika
Haneho ny hatsarany
Natsangany ho fanjakana tsy azo ampihorohorona
Novidiny tamin’ny rany aho


Fantatro fa voavonjy aho
Ny hinoako dia izao
Efa mpandova aho
Satria zanany aho


Mahalala hietry aho
Mahalala hitombo aho
Ao amin’ilay mampahery ahy
Satria zanany aho


Oooh I know who I am
Oooh je sais qui je suis
Oooh satria zanany aho
Oooh efa mpandova aho


Oooh satria zanany aho
Oooh efa mpandova aho


·