I Jesoa tsy miova
Chorale Taratr'i Maria
I Jesoa tsy miova
I Jesoa tsy miova omaly sy anio
ary mandrakizay amen mandrakizay amen
Kristy mpanjaka mpanjaka mahery
ety an-tany sy any an-danitra
Mpanavotr’izao tontolo izao Jesoa
omen’Azy ny voninahitra
Azy ny hery sy ny fahefana mandrakizay mandrakizay
n’fanjakany tsy manam-pahataperana mandrakizay doria
Lahitokan’ny Ray ankavanan’ny Ray
Eo ambony seza fiandrianana Izy e
Mpanavotr’izao tontolo izao Jesoa
omen’Azy ny voninahitra
Azy ny hery sy ny fahefana mandrakizay mandrakizay
n’fanjakany tsy manam-pahataperana mandrakizay doria