I JESOA FOTO-BOALOBOKA

Chorale Antsan' Ivontovorona

I JESOA FOTO-BOALOBOKA


1- I Jesoa tena foto-boaloboka
loharano tovozin-tsy ritra
iveloman’izay manana Azy
F’ Izy ihany no aina sy hery


2- Iray aina satria iray vatsy
Dia ny vatan’i Jesoa Mpamonjy
Amin’izany tokoa Izy mantsy
tena velona miaina amintsika


3- Ary isika no sampany maro
Nizarany ny ainy avokoa
Izay rehetra tsongoi-maharary
Fa satria aina tokana ihany


A/C: Jean Michel RATSIMBAZAFY (Ankalazao)


·