Hoy Jesoa

Riam-bentso

Hoy Jesoa


Rainay,Rainay izay any an-danitra any
ho hamasinina anie ny Anaranao
ho tonga anie ny fanjakao
ho atao anie ny sitraponao *2


(bass)ety an-tany
ety an-tany tahaka,tahaka ny any an-danitra any
(bass)omeo anay
omeo any izay sahaza,izay sahaza sakafonay *2


ary mahamela ny helokay,tahaka ny namelana anay koa
ary aza mitondranay amin’ny ratsy,fa manafaha anay amin’ireo *2


ho anao,(bass,tenor, fanjakana sy ny hery)
voninahitra *2


ary mahamela ny helokay,tahaka ny namelana anay koa
ary aza mitondranay amin’ny ratsy,fa manafaha anay amin’ireo *2


ho anao,(bass,tenor, fanjakana sy ny hery)
voninahitra *2


mandrakizay, mandrakizay Amen, Amen Amen


A/C : RAMAROJAONA Hery Hajaniony


·