Hosana
AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)
Hosana
Ekaaa, ekaaa
- Hafaliana ho anay e, ny andro androany
Hihaonana indray
Hery, haja, Anao Ray
Hihira ny voninahiny
( x2 )
Izay matoky Azy e eia
Dia tahaka ny tendrombohitra
Lavitry ny ahiahy e, ah zalahy
Mitoetra mandrakizay, mandrakizay
REF :
Andriamanitra tsara e : eh ia
Hosana @Avo indrindra : tsara Izy e
Hosana any @Avo ooo: ehe eia
Fa Andriamanitra tsara : tsara Izy e
Ekaaa, ekaaa
- Hava-tiako o, mivavaha e
Malala sy fitiavana Izy
Tompon’ny Tompo herinao
Mpanjaka, Mpanjaka derao
Izay matoky Azy e eia
Dia tahaka ny tendrombohitra
Lavitry ny ahiahy e, ah zalahy
Mitoetra mandrakizay, mandrakizay
REF :
Andriamanitra tsara e : eh ia
Hosana @Avo indrindra : tsara Izy e
Hosana any @Avo ooo: ehe eia
Fa Andriamanitra tsara : tsara Izy e
Eh ia ! Tsara Izy e!
Tsopa , tsopa
Ya zalah e, tsara Zagnahary io
Aza adino fiarahantsika mivavaka aminanjy !!
Hosana (3x) any @Avo indrindra
Hosana (3x) any @Avo
Eh hosana e, eh hosana
Eh hosana e, eh hosana any @Avo
( x2 )
eh hosana any @Avo , Hosana