HOSANA

Feon'ny fiderana

HOSANA


Ary ny vahoaka,zay nialoha Azy
Sy izay nanaraka dia niantso hoe:
Hosana,hosana ho an’ny zanak’i Davida


Isaorana ianareo izay avy aminy(avy aminy)
Avy amin’ny anaran’i Jehovah (isaorana) ×2


(Hosana,hosana,hosana e) ×4


(Hosana ho amin’ny avo indrindra(hosana e)) ×2


(Hosana e,hosana a(hosana e)) ×4


(Hosana an,hosana e) ×2
Hosana a


Any amin’ny avo indrindra.


·