Hombanao

SLK Ambohidroa

Hombanao


Homba anao Jehovah รด ny fanahiko karakaina
Mitodia, mivilia fa miantso anao
Tsy hamelanao intsony aho ry mpamelona ny aina
Inty aho iantrao fa miantso anao


(Tsy mba nanao)2 ny sitrakao
(Tsy mba nanoha)2 ny didinao
Ny otako no entiko eto anatrehanao
Mba hadio sy ho vao ho mendrika anao


·