Homany ny hoavinao

R.Randri (Rivolala) feat Mi-Vocal

Homany ny hoavinao


Tsy moramora ny manomana ny ho avy
Sy izay any aoriana
Mila mitandrina mila miomana
Mila mailo tsy ho varimbariana
Na hianatra,na hanambady
Ny safidinao
F’izay no mamaritra
Mamaritra,ny hampitsonao


Dinio tsara moa,namako oh
Izay tokony hatao
Fa ny manao ny tsara anie , havako oh
Tsy ho hanenenanao


Réf:
Iarahana mahalala eh
Miha-manahirana izao fiainantsika izao
Aza mihadaladala eh,
Ny hoavinao hamiratra no karakarao
Karakarao


Mila miezaka ianao
Raha te ho tafita amin’ny fiainana an an


Satria amin’izao anie
Tsy hita izay hitarainana oh oh


Fa mila mahery eh eh
Mila matanjaka an an


N’inona hiaritre eh eh
Tsy maintsy ho tafita amin’ny fiainana aho


Ianao mila miaritra eh
Fa ny fiainana amin’izao efa sarotr’eh eh


Fa malama maina anie ny tany


Réf:…


A/c:R.Randri(Rivolala),Mi-Vocal 2024


·