HODY AHO

NY Kalo

HODY AHO


Ry Raiko ô hiainga aho
Hiverina aminao
Ny làlan-kafa holaviko
Hiverina aminao


Hody aho, hody aho
Izay no tsapako
Ny indrafo sy antranao
No iankinako


Hiverina ao aminao
Izay no tsapako
Ny làlan-kafa holaviko
Hiverina aminao


Hody aho, hody aho
Izay no tsapako
Ny indrafo sy antranao
No iankinako
… … …


Ry Raiko ô hiainga aho
Hiverina aminao
Ny làlan-kafa holaviko
Hiverina aminao


Hody aho, hody aho
Izay no tsapako
Ny indrafo sy antranao
No iankinako


Skoto 259è


·