Hoderainay mandrakizay

Tana Gospel Choir - TGC

Hoderainay mandrakizay


Oh! Ha!
Derao
Oh! Ha!
Derao ny Tompo


Hoderainay mandrakizay ny agnaranao
Mba hanovagn’izay rehetra sitrakao eh!
Hotompoinay mandrakizay ny agnaranao Ray oh!
Anehonay f’zahay ry Tompo de zanakao


Hoderaiko mandrakizay ny anaranao
Mba hanaovagn’izay rehetra sitrakao eh !
Ho tompoiko mandrakizay tokoa ny anaranao Ray oh!
Anehonay f’zahay ry Tompo de zanakao


Sitrakao
Sitrakao Ray
Raha ho mpino
Raha ho mpino sy mpankato Anao zahay
Ray oh! Nefa ny mitranga
Nefa ny mitranga be ireo fahotana ratsy vitanay
Be ireo fahotana vitanay
Mba afaho afaho
Mba afaho zahay amin’ny hadalana vitanay ety
Amizay ny androm-piainanay
Ny androm-piainanay hiderana lalandava
Ho Anao Kristy


Haleloia
Oh! Ha
Oy Oy Oy Oy
Oh! Ha
Ieeeeh!
Tsy tratry ny sainay ny fahaizanao
Ray oh!
Tsy voafaritray hataiza ny herinao eh!
Havaozinay lalandava ny finoana Anao Ray oh!
Anehoana f’izahay ry Tompo de voafidinao


Tompo Tompo
Ho Anao Kristy
Haleloia
Ho Anao Kristy
Eh!
Ho Anao Kristy


Tomponay Tsitoha
Oh! Ha
Derainay am fo
Oh! Ha
Tomponay malaza
Oh! Ha
Zahay midera sy mankalaza
Oh! Yehhh!
Tomponay mahery
Oh! Ha
Ny fitiavanao tsy miery
Oh! Ha
Tomponay mpanjaka
Oh! Ha
Ianao no tompon’ny laka
Haleloia


Derao derao ny Tompo
Ankalazao ny anarany
Fitiavan-dehibe nomeny


Tomponay Tsitoha
Oh! Ha
Tianao zahay zanakao
Oh! Ha
Ho mpanomponao tokoa
Oh! Ha
Handa izao tontolo izao
Oh! Ha
Vonon- kanaradia
Oh! Ha
Anao Kristy
Oh! Ha
Ho zanaka manoa
Oh! Ha
Hanaraka Anao Jesoa
Oh! Yeeh
Arovy sy tantano
Oh! Ha
Ny fahavalonay sakano
Oh! Ha
satana sy lay devoly
Oh! Ha
Tsy hagnaraka anay intsony
Oh! Ha
Izany ny vavakay
Oh! Ha
Ankininay Aminao
Oh! Ha
Koa ny androm-piainanay
Oh! Ha
Hilazanay ny anaranao
Haleloia aaaaahhhhh!
Haleloia eeeh!
Haleloia
Oh! Ha


·