Hoderaina Ankalazaina

FEOMAFI

Hoderaina Ankalazaina

REF: Ho deraina ankalazaina ilay be fitia sy Tompon’ny aina
         ka hobio sy ankalazao ilay Jesoa mpanavotrao
         Ho deraina ankalazaina ilay be fitia sy Tompon’ny aina

1- Avy aminao tokoa izao hary sy hita rehetra izao
fa Kanto sy tena soa satria noforoninao
Avy aminao tokoa izao hary sy hita rehetra izao
fa Kanto sy tena soa satria noforinao

REF: Ho deraina ankalazaina ilay be fitia sy Tompon’ny aina
         ka hobio sy ankalazao ilay Jesoa mpanavotrao
         Ho deraina ankalazaina ilay be fitia sy Tompon’ny aina
         ka hobio sy ankalazao ilay Jesoa mpanavotrao

2- Ny anao ny sitrakao no sitrakay Jehovah ô!
fifalianay izao ny hanoa izay tianao
Ny anao ny sitrakao no sitrakay Jehovah ô!
fifalianay izao ny hanoa izay tianao

REF: Ho deraina ankalazaina ilay be fitia sy Tompon’ny aina
         ka hobio sy ankalazao ilay Jesoa mpanavotrao
         Ho deraina ankalazaina ilay be fitia sy Tompon’ny aina
         ka hobio sy ankalazao ilay Jesoa mpanavotrao

3- Fiainan-tsambatra aminao no toky sy fanantenana
Hihira ao an-danitrao haleloia haleloia
Fiainan-tsambatra aminao no toky sy fanantenana
hihira ao an-danitrao haleloia haleloia

·