Hobio

Ny Antso (FDL Ambatonjara)

Hobio


Velomy Mafy Mba Ho Re,
Ny Hoby Asandratr Amin’ny Avo,
Velomy Mafy Mba Ho Re,
Hatrany An-Danitra Any
(Ambony Ao E)
Velomy Hatrany Am-Paran-Tany
An’efitra Midadasika
Ny Anaran’ny Kristy


Velomy Mafy Mba Ho Re,
Ny Hoby Asandratr Amin’ny Avo,
Velomy Mafy Mba Ho Re,
Hatrany An-Danitra Any
(Ambony Ao E)
Velomy Hatrany Am-Paran-Tany
An’efitra Midadasika
Ny Anaran’ny Kristy


Hobio Jesosy,
Hobio Fa Tompo,
Hobio Hatrany Ny Ray,
(Ny Ray)
Hobio Mandrakizay


Hirao Avy Ao Am-Po,
Tsy An-Tendro-Molotra,
Hirao Avy Ao Am-Po,
Mba Ho Fanatitra,
Hirao Avy Ao Am-Po,
Hirao Maharitra,
Ny Anaran’ny Kristy


Interlude :
Velomy Mafy Mba Ho Re,
Ny Hoby Asandratr Amin’ny Avo,
Velomy Mafy Mba Ho Re,
Hatrany An-Danitra Any
(Ambony Ao E)
Velomy Hatrany Am-Paran-Tany
An’efitra Midadasika
Ny Anaran’ny Kristy


Hobio Jesosy,
Hobio Fa Tompo,
Hobio Hatrany Ny Ray,
(Ny Ray)
Hobio Mandrakizay


Hirao Avy Ao Am-Po,
Tsy An-Tendro-Molotra,
Hirao Avy Ao Am-Po,
Mba Ho Fanatitra,
Hirao Avy Ao Am-Po,
Hirao Maharitra,
Ny Anaran’ny Kristy


·