HOBIO
Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
HOBIO
O Hobio, o ! Derao
O ! Hobio, o ! Derao
O ! Mihira, Hirao ankalazao
Ka mifalia sy mihobia
Hobio ilay mpanafaka nanolotra ny rany soa
( Ankalazao) O ! Asandrato re derao derao fa lehibe
Lehibe derao lazao fa mendrik’Azy
Derao ny haja sy saotra
Derao derao o ! derao fa mendrika
Lazao isaorana mendrika isaorana
(Ilay Jesoa) Jesoa nandatsaka
Ny Rany tao Kalvary
Ary namonjy ahy vita ny famonjeny
Sy ianao ho ahy sy ianao
Derao derao O ! derao fa mendrika
Lazao isaorana mendrika isaorana