Hobio

Ny Nanahary

Hobio


Mifalia, mihobia
Ry vahoaka eto an-tany
Indro tonga ho anao
Ilay Noely sambatra


Zazakely mahavariana
Indro tonga ho anao e
Aza ela, ’ndeha jereo
Ao an-tranon’omby ao.


Manatona ry nania
Ka tongava mba hitsaoka
Ny fonao no atolory
Mba ho famelana anao


Zazakely mahavariana
Indro tonga ho anao e
Aza ela, ’ndeha jereo
Ao an-tranon’omby ao.


Manatona ry nania
Ka tongava mba hitsaoka
Ny fonao no atolory
Mba ho famelana anao


Mifalia, mihobia
Ry vahoaka eto an-tany
Indro tonga ho anao
Ilay Noely sambatra


Ilay Noely sambatra
Ilay Noely sambatra


·