Ho tsarovantsika
Justin RAJORO
Ho tsarovantsika
Hotsarovantsika eto
Irony andro fahizay
Fony mbola tsy nisento
Velon-dreny, velon-dray
Zany andro fahakely
Fony isika nilalao
Tsy hadino velively
Fa ao an-tsaina ao
Tadidinao va re ?
Tsaroako tsara indrindra e
Lala o, lala o , lala o, lala o, lala o
Sambatra re
Izay mifankatia
Lala o, lala o