HO TIAVINAY MANDRAKIZAY
Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
HO TIAVINAY MANDRAKIZAY
Ho tiavinay Mandrakizay Madagasikara
Fa lovasoa napetraky ny Razanay
Voasoratra mazava ao am-po ny anarany
Irianay ho soa hiadana tokoa
Fa Nosy maminay Madagasikara
ZaoMalagasy rehetra izao ho tiavinay
Ho tiavinay fa iray tampo tokoa izahay
Hiezaka (tokoa) izahay mba ho andrin’izy ireo
Irianay ho soa, hiadana tokoa
Fa nosy maminay Madagasikara
Atolotray ny tenanay ho azy avokoa
Ny sainay entinay hiasa mafy hanasoa
Ny Fanahinay hangataka mivavaka manao hoe
“Ry Tompo รด Tahio Madagasikara!!!”
A/C: RANDRIA