Ho olom-baovao

FEOMAFI

Ho olom-baovao


1- Ny amiko manontolo, eo an-tananao
Na tsara ataoko, na ratsy notompoiko
Hiezaka anatona Anao aho
Na dia mafy aza ny mitia fahavalo
Hanetry tena hiaraka aminao


Ref:
Ko ampianaro re ny saiko
Hahay andaha an´i satana
Ny fihetsiko hovay (hanao soa)
Ny fiteny tsy ankarary fo
Hovay hovay mba anjakaNao
Hanjary olom-baovao ry Ray


2- Ny alahady voazarako roa hatrany
Ny vavaka sy ireo lalaon´ny tany
Ianao ry Tompo efa mahalala
Fa mitarika ahy any an-kady
Ny mandaha ny irakao
Maha lavo ahy


·