Ho mafy orina(with Farakely)

Do Rajohnson

Ho mafy orina(with Farakely)


Ela tokoa no tsy mba niarahantsika roa
Toy ny olona mifankatò mmh
Asa sarotra angah?
Fa faly aho f’ianao toa ahy
Ela isika no nifampizaha


Refrain:
Ka andeha
hanamafy ilay fitiavana efa nisy hatrizay
Fa ny antsika roa
Efa ela no niorina lalina tao am-po
Mba ho mafy orina kokoa


Toa ilay voalohany
Havaoziko aminao indray lay fitia
Tsisy niova na kely aza aky
Toa anao aho tsy mbola niova ilay eny natao
Tsarovy foana fa tiako ianao


Refrain:….


Ny antsika tsy ho ravan’ny fotoana
Ireo fahoriana handalo, ho zava-poana
Raha mbola ianao no anoloana
N’iza n’iza, ho resy mora foana


Refrain:…X2


·