Ho iray ao aminao

Antsan'i Fenomanana

Ho iray ao aminao


1- Ny fijaliana niaretanao ho fanavotana ahy
No fara-fitiavana antoky ny fahavelomako


Refrain: Maty novonoina ianao
Fa nandresy ny fahafatesana
Nitsangana ho velona
Hamondrona ho iray ireo voafidinao


2-Tsy ho very anjara izay matoky ny famonjenao
Fa nodiovinao tamin’ny ra izay nalatsakao


3-Ho iray ao aminao e, ho iray mandrakizay e
Mba ho iray ao aminao izahay Jesoa o
Akaikinao , anilanao
Ka higoka ny hasambarana atolotrao
Any am-paradisa, any an-danitra any
Ho iray e, ao aminao e
Ho iray e, mandrakizay e


Antsan’i Fenomanana 11 FĂ©vrier 2015
A/C : RANDRIANARIJAONA Henri
Album 5 “Hihira ho anao "


·