HO IRAKAO AHO

Ampifafi

HO IRAKAO AHO



  1. Ho irakao aho Jeso ô! Ekeo
    Miantso anao Jesosy Tompo mba ho iraka
    Be ny vokatra jereo fa vitsy ny mpanao
    Manontany anao an-tsitra-po Jesosy anio
    Iza no ho irako andeha avia


Inty aho Jeso andeha na sarotra aza ny dia
Aoka Hianao no hitarika
Ka ny teniko hoe :


Inty aho Jeso, inty aho iraho
Vonona andeha hanao ny sitrakao
Izao no velirano ataoko an’i jeso
Koa meteza re Jeso haniraka ahy


Moa hanaiky an-tsitra-po handeha ianao anio
Sa tsy mbola tapa-kevitra hanoina ny antsony
Nefa tadidio fa misy sarany ho anao
Koa meteza re Jeso haniraka ahy



  1. Ho irakao aho Jeso ô! Ekeo
    Njao mandona am-ponao Jeso Tompo mba vohay
    Sasa-miandry ary miantso ny hiverenanao
    Ajanony ampy izay ny ampitso lavanao
    Ndao hanaiky amin’izay ho irany


·