Ho hitako i Maria
Choral Andry St Famille Ambohimena Antsirabe
Ho hitako i Maria
Ho Hitako i Maria Reny tsara
Mba mamiko zao antenaiko izao
Faly ny foko mihevitra izany
Ary miventy izao hirako izao
Izao no antenaiko ry Maria
Ny hiaona an-danitra aminao
Izao no antenaiko ry Maria
Ny hiaona an-danitra aminao