Ho hiraiko

Pathy Andréas

Ho hiraiko


Ny fisinao no mandravaka ny tontolo
Toa mamy foana ilay fitia izay toa ny vao miandoha
Izay tany misy anao dia hisy ahy koa
Hokaloiko foana ilay fitiavan’olondroa


Ilay Poezia izay nasiako feo
Hanambarako fa izaho tsy ho leo


Hohiraiko ho ren’izao tontolo izao
Ny anaranao voatomboka anatiko ao
Ireo kintana hanjelatra ho anao
Hilazako ilay hakantonao


Iny olona iny mamiko aok’izany
Toy ny tantely ireo tsiky sy hanihany
Iray andro tsisy anao toa ngazana injany.
Hiraiko an-kira, hiraiko hatrany hatrany


Ilay Poezia izay nasiako feo
Hanambarako fa izaho tsy ho leo


Hohiraiko ho ren’izao tnotolo izao
Ny anaranao voatomboka anatiko ao
Ny kintana hanjelatra ho anao
Hilazako ilay hakantonao


Hohiraiko ho ren’izao tontolo izao
Ny anaranao voatomboka anatiko ao
Ny kintana hanjelatra ho anao
Hilazako ilay hakantonao


Ilay Poezia izay nasiako feo
Hanambarako fa izaho tsy ho leo


Hohiraiko ho ren’izao tontolo izao
Ny anaranao voatomboka anatiko ao
Ireo kintana hanjelatra ho anao
Hilazako ilay hakantonao


·