Ho Gentleman

LOIC

Ho Gentleman



  1. Ho Gentleman


Fahazaran-dratsy maro tiako ialana
Tenin-dratsy laingalainga hadalana
Ny vola ritra amin’ny fandanindaniam-poana
Tsy mahay manangona dia mitrosa foana


Manao be loha tsy mba mihaino ny vady
Dia mbola izaho indray no manangana ady
Ndray ty lozako! tsy misy fahendrena
Amin’izao aho efa mandini-tena.


Refrain:
Tiavo amin’ny haditrako,
tiavo amin’ny hadalako hoaho zaho
Ny rehetra samy manana kilema
Mahareta kely ianao chérie,
fa hanaovako magie
Rahampitso aho ho lasa gentleman


Tiavo amin’ny haditrako zaho,
tiavo amin’ny hadalako hoaho zaho
Ny rehetra samy manana kilema
Mahareta kely ianao chérie,
fa hanaovako magie
Rahampitso aho ho lasa gentleman


Kizitin-dava tia miady aminao rehefa disodiso kely ianao
Tsy mba manontany tonga dia misafoapoaka
Mitady lalana handeha hivoaka


Miseho milay tsy ho refesi-mandidy
Izay rehetra atao izaho no misafidy
Ndray ty lozako tsy misy fahendrena
Amin’izao aho efa mandini-tena


Tiavo amin’ny haditrako zaho,
tiavo amin’ny hadalako hoaho zaho
Ny rehetra samy manana kilema
Mahareta kely ianao chérie,
fa hanaovako magie
Rahampitso aho ho lasa gentleman


Tiavo amin’ny haditrako zaho,
tiavo amin’ny hadalako hoaho zaho
Ny rehetra samy manana kilema
Mahareta kely ianao chérie,
fa hanaovako magie
Rahampitso aho ho lasa gentleman


Interlude


Tiavo amin’ny haditrako zaho,
tiavo amin’ny hadalako hoaho zaho
Ny rehetra samy manana kilema
Mahareta kely ianao chérie,
fa hanaovako magie
Rahampitso aho ho lasa gentleman


Tiavo amin’ny haditrako zaho,
tiavo amin’ny hadalako hoaho zaho
Ny rehetra samy manana kilema
Mahareta kely ianao chérie,
fa hanaovako magie
Rahampitso aho ho lasa gentleman


Fa Rahampitso aho ho lasa gentleman


Rahampitso aho ho lasa gentleman


Fa Rahampitso aho ho lasa gentleman


·