Ho Famonjena

AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena)

Ho Famonjena


Tompo o! Inty aho
Raiso mba ho zanakao
Ka manolotra ireo mahakasika ahy
Fifaliana lehibe ho izao tontolo izao
No anolorako ny tenako ho Anao


Ref:koa raiso re ho manimpofona
Eto imasona sy ny fiangonana
Ny fo sy saina tenako ary koa ny fanahy
Omeko Anao Tompo o!Raiso hanjakao


Reo koa ny namako sy ny havako rehetra
Ho voavonjinao ka hanolotena
Fifaliana lehibe ho an’izao tontolo izao
No hanolorany ny tenany ho Anao


Ref:


Raiso hanjakao Tompo o!
Omeko anao Tompo o!
Raiso hanjakao


AMEVIF(Efraima Vaovao)
Auteur :ANDRIMANAMPISOA Tony Malala


·