HO FAMELAN-KELOKA

None

HO FAMELAN-KELOKA


Ho famelan-keloka


Ho famonjena ho ahy sy ho anao ,no nijaliany JESOSY TOMPO,
Nanolotra ny nofo sy ràny ho tena famelana heloka


Jesosy Tompo,ny alina iny,dia nadray ny mofo sy ny rà,
natolony mba ho fahatsiarovana,
Dia toy izany ko ilay kapoaka ka hoy IZY hoe,
SAMIA misotro ity ianareo fa io no famelan-keloka atolotro


Ekeo anio ny antson’i JESÔ,
miantso anao hiaky fa mpanota,
Aza variana @ rendraredra fa,
mandalo anie ty fiainana ity.


Jesosy Tompo,ny alina iny,dia nadray ny mofo sy ny rà,
natolony mba ho fahatsiarovana,
Dia toy izany ko ilay kapoaka ka hoy IZY hoe,
SAMIA misotro ity ianareo fa io no famelan-keloka atolotro


ASAFA Vol 1


·