Ho eo foana

Anjaka

Ho eo foana


Ho eo foana


Raha hifarana androany,
Ny fiarahan-tsika , ny fitiavan-tsika sy ianao
Dia aza mitomany
Fa ny ray aman-dreny no nahatonga izao rehetra izao


Ny zava-misy tsy azo ialahana
Na tena tia aza aho tsy maintsy miala


Fa mbola ho eo fona aho ho an-ndry
Na inona na inona hitranga , ny fiainanao tsy ho banga
Fa mbola ho eo fona aho ho an-ndry
Raha sendra misy ny ilaina sy tiana ho zaraina
Fa mbola ho eo fona aho ho an-ndry
Satria ianao irery ihany , no tiako eto an-tany
Na inona hitranga , ho eo aho ho an-ndry


Indray andro any
Mbola hiaraka ihany ka hifankatia izao sy anao
Ka amin’izany andro izany
Ho tanteraka ihany ny fanirihan-tsika sainga amin’izao


Ny zava-misy tsy azo ialahana
Na tena tia aza aho tsy maintsy miala


Mila miatrika ny olana mandalo , izaho sy anao
Ny fitiavana no hery ho enti-miady
Amin’ny fiainana
Ny fandrarana tsy natao ho sakana,
Ka na inona hitranga, dia ho tafarina


·