HO AVY NY ANDRO

Hanitry ny Edena AMBOHIJAFY

HO AVY NY ANDRO


SOLO:Ho avy izay andro izay
Handaozako anao ry tany
Hiakarako an_danitra any
Izaho sy ny Ray ho mandrakizay
Lavitra anay ny hakiviana
Tsy mba hisy any fampahoriana
Fianan_tsambatra iray ihany
No hasandratray Mandrakizay


CHOEUR:Ho avy izay andro izay
Handaozako ireo tomany
Tsy hahita intsony fahoriana
Fa ny fiainako any dia fifaliana
Ho avy izay andro izay
Jesosy handray tanana ahy
Ka hilaza ilay teny soa
Midira ianao ka mandrosoa


Miantso indray Jesosy anio ho anao
Aza tamana ety
Miandry anao ny fianan_tsambatra ary
Fiainan_danitra


T&F: Pastora Thala


·