Ho avy Jesoa

League pour la lecture de la Bible

Ho avy Jesoa


Ho avy Jesoa (2)
Handray ny olony
Ho avy Jesoa ka moa ve… anisany ianao ?


Amin’izay andro izay
Tsy tranon’omby intsony re !
No toerana hamantanany
(Fa amin’ny - voninahitra)
Amin’ny voninahitra
(Hiverina indray Jesoa)
Amim-boninahitra
Amin’ireo voavotra
Hitoetra mandrakizay doria
Haleloia


LIGUE POUR LA LECTURE DE LA BIBLE


·