Ho avy aho

Faratiana

Ho avy aho

Efa ela zay nialako tan-tanàna ela be
Zaho mahatsiaro ka raha mahita te andeha
Hamangy anao ô an-tanàna ah
Aminay any e
{2*}

Ho avy aho, ho avy e (ho avy aho, ho avy e)
Fa mahita manimanina zaho (ho avy aho, ho avy e)
Mahatsiaro havan-tiana (ho avy aho, ho avy e)

Efa maro taratasy ny azoko avy aman-afatra izao
Avy zaho fa tsy ela, ho avy any
Fa mahita manimanina
Mialoka aminao ô, havako tiako ô
An-tanànako any e
{2*}

Ho avy aho ….. {2*}

Mmmmmh zaho manina tany nihaviana

Ho avy aho, ho avy e (ho avy aho, ho avy e)
Fa mahita manimanina zaho (ho avy aho, ho avy e)
Mahatsiaro havan-tiana (ho avy aho, ho avy e)
Ho avy aho, ho avy e (ho avy aho, ho avy e)
Fa mahita manimanina zaho (ho avy aho, ho avy e)
Mahatsiaro havan-tiana (ho avy aho, ho avy e)

Zaho tsy hanadino anarô havako tiako o (ho avy e)
Zaho tsy hanadino anarô havako jiaby e (ho avy e)
{2*}

·