HO AVY

Ny Talöha

HO AVY


Ho avy i Jesôsy Kristy (ho avy ee ia)
Ho avy hitsara izy e ia ! (ho avy ee ia)
Efa nampagnategna izany
Ny zanako sy ny asan’ny tanako
Aoka ho adidiko ihany
Izaho managna hevitra ho anareo
Hitondra fiadanana fa tsy loza


Deraina anie i Kristy fa tsara Izy e !
Mandrakizay ny hindrafony
Ho an’ny olona ankasitrahany


R. Edmond 2020


·