Ho any koa (rehefa antsoina)

Kambana

Ho any koa (rehefa antsoina)


Rehefa tonga ny maraina feno hazavana be
Ka maneno ny trompetra an-dranitra ao
Miangona ery ampita ireo voavonjy maro be
Ho any koa, ho any koa aho re


Ref : Rehefa antsoina ny anarana x3
Ho any koa, ho any koa aho re


Rehefa atsanganana ny maty ao amin’ny tomposoa
Ka mandray anjara am-boninahitra
Rehefa antsoin ireo voafidy ho ary ankoatra ary
Ho any koa, ho any koa aho re


Ref : …..


Na maraina na hariva miasa ho an’i Jesoa
Derao fa mahagaga ny fitiavany
Rehefa tapitra ny fiainantsika sy ny asa ety
Ho any koa, ho any koa aho re


Ref : …..


·