HO AN'ILAY NATERAKA AN-TRANOM-BILONA

FEO MIANTSO TSARAHONENANANA

HO AN’ILAY NATERAKA AN-TRANOM-BILONA


Ny voahary rehetra, samy nankalaza
Nanerana ny vazantany efatra
Haleloia, haleloia,haleloia, haleloia ho an’Ilay nateraka an-tranom-bilona


  Ny anjely rehetra, samy nanao feo fiderana

Tsy nanam-petra, hankalazana an'Andriamanitra Ray
Izay mitoetra, k'a amin'ny seza fiandrianana
Haleloia, haleloia, dera haleloia

Omeo Azy ny Dera
Omeo Azy ny Laza
Omeo Azy ny HAja
Sy ny Voninahitra

·