HO AN'ILAY MIPETRAKA
STK FJKM Ambatomena Antananarivo
HO AN’ILAY MIPETRAKA
Ho an’ilay mipetraka
eo ambonin’ny seza fiandrianana
Sy ho an’ny zanak’ondry anie
Ny saotra, ny haja
ny voninahitra
ary ny fanjakana
Mandrakizay
Amena
Ho an’ilay mipetraka
eo ambonin’ny seza fiandrianana
Sy ho an’ny zanak’ondry anie
Ny saotra, ny haja
ny voninahitra
ary ny fanjakana
Mandrakizay
Amena