HO ANAO TOMPONAY

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

HO ANAO TOMPONAY


Ho anao Tomponay
Mpanjaka mahery
Ny haja sy hery ho mandrakizay


Ho anao Tomponay
Mpanjaka mahery
Ny haja sy hery ho mandrakizay


Fa Ianao Andriananaharinay
No mendrika handray ny fiderana
sy ny haja sy hery ho mandrakizay


Fa Ianao Andriananaharinay
No mendrika handray ny fiderana
sy ny haja sy hery ho mandrakizay


Efa very izahay kanefa mbola notadiavinao
(Efa niala taminao zahay kanefa mbola)
(very re izahay nefa e!
Tianao afaka izahay ry Tomponay)
Navelanao ny fahotana sy ny adalana
Afaka tokoa ‘zahay


Efa very izahay kanefa mbola notadiavinao
(Efa niala taminao zahay kanefa mbola)
(very re izahay nefa e!
Tianao afaka izahay ry Tomponay)
Navelanao ny fahotana sy ny adalana
Afaka tokoa ‘zahay


Ka ny hira fiderana no ventesinay
(Hira no)
Hisaoranay Anao ry Ray
(hisaoranay)
Fa efa very izahay kanefa mbola notadiavinao
(Efa niala taminao zahay kanefa mbola)
(very re izahay nefa e!
Tianao afaka izahay ry Tomponay)
Navelanao ny fahotana sy ny adalana
Afaka tokoa ‘zahay


Ka ny hira fiderana no ventesinay
(Hira no)
Hisaoranay Anao ry Ray
(hisaoranay)
Fa efa very izahay kanefa mbola notadiavinao
(Efa niala taminao zahay kanefa mbola)
(very re izahay nefa e!
Tianao afaka izahay ry Tomponay)
Navelanao ny fahotana sy ny adalana
Afaka tokoa ‘zahay


Ho anao Tomponay
Mpanjaka mahery
Ny haja sy hery ho mandrakizay


·