Ho anao

Voice For Light

Ho anao


Ho anao zay manan’olana eto amin’ny fiainana ity
Tsarovy fa misy Andriamanitra
Mihaino anao, mijery anao


Mitrakà ka aza mihaotra tano ny finoana
Aza matahotra, minoa ihany, finoana hatrany
Dia ho avotra


Ref: Ray be famindram-po Ianao
[mitsinjo ny hoavin’ny ain-janaKao]
Rain’ny ory sy malemy Ianao
[notiavinao izao tontolo rehetra izao]
Tontolo rehetra izao , tontolo rehetra izao


(x2) Mivavaha ka aza mitsahatra
Tano ny finoana
F’Izy hanome hery vao
Ho anao, ho anao, ianao io


Ref: (x2) …….


·