Ho anao

Amboaram-peo Hoby Vontovorona

Ho anao


1- Ho anao, ho anao ity hira ity, ho anao, ho anao ry Tomponay ô ! Ka ny feonay izao, entinay midera anao, vokatry ny hafaliana ao aminay,


Ho anao, ho anao, ho anao ity hira ity,


2- Ianao, ianao andry sy tokinay, ianao, ianao ry Tomponay ô ! Fiadananay sy fifalianay, ka ny hira ho anao no asandratray.


Ho anao, ho anao, ho anao ity hira ity,


3- Izahay rehetra izao ravoravo am-po, hankalaza anao ry Tomponay ô ! Haleloia Hosana, Haleloia e Hosana, Hiran-danitra mahafinaritra.


Ho anao, ho anao, ho anao ity hira ity,


A/C : RAKOTONDRALAMBO NDRIANA ROLANDO
©ILAYNANTENAINY


·