HIVERINA

Antsafi

HIVERINA


HIVERINA
1-Eto hanatrehanao lay nanotanay no mbola hantorahanay
Fa diso izahay nanota ry Ray ka rava noho ny helokay
Kanefa miandrandra famindram-po
Avy aminao Tompo Jesoa


Ref : Hampivereno Aminao izahay mba hiverenanay Aminao
Aoka mba tsy ho hisy tsiny , havaozy toy ny andro fahiny
Hitoetra eo ankaikinao mandrakizay


2-Menatra noho ny nataonay zahay ka tsapa ho mahamaivay
Ny herinaay kely ny latsa mamely ka faly ireo rafina
Ireo fahombiazana izay nisy taloha zary levona nofy avokoa


·