Hiventeso tononkira vao
Antokom-pihira Vetson'i Siona
Hiventeso tononkira vao
I. Mampatahotra ny tsy mpino
Ny anaranao ry Iaveh
Mampiorohoro ny mpanjaka ny voninahitrao
Ny dera sy ny laza, ho any aminao anie
Vavolombelon’ny finoana
Finoana Ianao
II. Ireo tafik’anjely
Mihoby anao lalandava
Hitondra anay ho any aminao hifanatri-tava
Ny hoby sy ny saotra ho any aminao anie
Vavolombelon’ny finoana
Finoana Ianao
Ref : Hiventeso tonon-kira vao
Yaveh Yaveh mpamonjy anao
Mahafinaritra laotra mantsy anie
Ny anaranao ry Tompo รด !
Lazalazao sy ambarao
Ka Yaveh irery no derao !
Hozana ! Aleloia !
Dera sy laza Aleloia !