Hitory

Fanasina Imerintsiatosika

Hitory


Nomenao Fanahy tsara ny zanakao Ray ô
Nomenao io fitiavanao io ‘zahay
Na dia tsy mendrika aza, notiavinao Ray ô
Ny fiainanay rahatrizay, Tompo ô
Ho Anao mandrakizay


Ref : Hitory anao Jeso, hitory Anao ety
Ianao ilay Zanany, hamory izay nania
Mba ho ao ambalanao ireo izay nofinidinao, Jesosy ô
Mba ho ao ambalanao, am-paradisa soa


Eny mendrika ho Anao, Jesosy ô, ny fiderana ety
Eny mendrika ho Anao, Jesosy ô, ny hatsarana
Ny asa vitanao efa tsy hay lazaina, mahagaga raha Ianao
Hitory, hitory, hitory ny anaranao


·