HIROSO NY DIA (Na dia teo aza ireo)

Feon'ny fiderana

HIROSO NY DIA (Na dia teo aza ireo)


Na dia teo aza ireo ady sy onjam_piainana
Na dia teo aza ireo seho fitaintainana
Aretina maro niseho,nanimba nampitoreo
Tsy kivy izahay f’ianao no herinay


     Tsy kivy izahay,hijoro tena sahy
Hanompo anao @ tena fo fanahy
Hizara hiazakazaka hitory hampiely
Ny fitoriana anao Jesoa no atao mahery
Na devoly na satana tsy ataoko hahatana
Ka ny tanjonay ry Ray hampiray
Dia tanteraka ilay mandrakizay

Na dia teo aza izany,ianao nitantana hatrany
Na mangidy na mamy ny tananao mitsotra hatrany
Nampiakarinao,novimbininao
Ny fanahin’ireto zanakao
Faly izahay f’ianao no mitantana anay


      Tsy kivy izahay,hijoro tena sahy
Hanompo anao @ tena fo fanahy
Hizara hiazakazaka hitory hampiely
Ny fitoriana anao Jesoa no atao mahery
Na devoly na satana tsy ataoko hahatana
Ka ny tanjonay ry Ray hampiray
Dia tanteraka ilay mandrakizay


A/C: Fano

·