HIRIKO INDRINDRA JESOA
FEOMAFI
HIRIKO INDRINDRA JESOA
1- Iriko indrindra Jesoa
ny miaraka aminao
Anao ny asanao
hitory ny teninao
ka naizanaiza aleha
ho vonona aho andeha
hifikitra aminao
hanoa ny antsonao
ref :
koa ampio aho Jesoa
tantano aho Jesoa
tsy hivily na andao
ny lala-mahitsinao
ireo ratsy fanao hatrizay
ho dorana kila sy may
Kristy no mpanjakanay
velona mandrakizay
2- Tiako indrindra Jesoa
anaradia Anao
hiaina ny teninao
anao ny sitrakao
vavolombelon’ny
filazantsaranao
hijoro amelona ilay
teny velona
ref:
3- Manomboka anio aho Jesoa
ho isany Anao
avelao avokoa
ireo ditrako
ka ny fanahinao
hanova sy hanavao
ity ondry izay naniha ho
ambalan’i Kristy
ref: