HIRAN'NY TILY
Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
HIRAN’NY TILY
Indreto vonona izahay antoko Tily Malagasy
Ny Tily Malagasy Tomady
Hiezaka tokoa ho olombanona
Ho voninahitry ny Tanindrazanay Madagasikara
Ry Tompo ô ny Taninay mba raisonao sy hanjakao
Ho olonao anie ny Malagasy
Hampandrosoy sy hatanjaho ny Nosinay
Ry Tompo ô tahio ny Tanindrazanay Madagasikara
Tonony: Filoha RANDRIA
Feony: RADO ( Georges ANDRIAMANANTENA)