Hira vokatry Ny Teny

Riampeon' Ny Maritiora

Hira vokatry Ny Teny

Hira vokatry ny Teny no asandratray
Hampiakarana ireo Fanahy izay very an-davaka
Hira vokatry ny Teny
no anoloranay filazantsara ho an’izay milofika

Hiran’ny Finoana ho an’izay diso fanantenana hira
Hira mampifaly ho an’izay tratram-pisetoana
Hira mampahery ho an’izay kivy sy mila hamoy fo
hira fiderana ho an’izay tojo fitahiana
HIHIRA NY TENINAO NY LELAKO FA MARINA NY DIDINAO REHETRA

·